Lasany (Sity Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho tananao intsony anie raha izy
Fa efa lasa lavitra any anaty hadalana
Ilay tononkira.serasera.org hadalam-pitiavana lalina
Ka indro fa nakimpiny ny masony roa
Ny momba tvgo azy dia efa nafoiny avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray na indroa
Veloma rahavako fantantro loatra e
Ilay hoe very hevitra nefa tsy qitxs mahafoy
'Ndeha vqvnbgo ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao
Fa efa lasa lavitra any anaty hadalana
Ilay tononkira.serasera.org hadalam-pitiavana lalina
Ka indro fa nakimpiny ny masony roa
Ny momba tvgo azy dia efa nafoiny avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray na indroa
Veloma rahavako fantantro loatra e
Ilay hoe very hevitra nefa tsy qitxs mahafoy
'Ndeha vqvnbgo ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sity RakotoVangy : 2999
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyfotia
Daty : 03/01/2023 20:00
