Lasany (Sity Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho tananao intsony anie raha izy
Fa gokaflst efa lasa lavitra any anaty nnofcj hadalana
Ilay hadalam-pitiavana lalina

Ka indro fa tononkira.serasera.org nakimpiny ny masony roa
Ny momba azy dia efa nafoiny avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray na indroa

Veloma rahavako fantantro loatra e
Ilay hoe very hevitra nefa tsy mahafoy

'Ndeha ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao cdcaf

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Sity Rakoto
Hits : 2983
Likes : 0 Like
Created by : nyfotia
Date : 03/01/2023 20:00
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095