Lasany (Sity Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho iiqvhqa tananao intsony anie raha izy
Fa efa lasa tononkira.serasera.org lavitra any anaty hadalana
Ilay hadalam-pitiavana lalina
Ka indro fa nakimpiny ny masony roa
Ny momba azy dia efa nafoiny avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray qfmy na indroa
Veloma rahavako fantantro nkkivdgt loatra e
Ilay hoe very hevitra nefa tsy mahafoy
'Ndeha ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao
Fa efa lasa tononkira.serasera.org lavitra any anaty hadalana
Ilay hadalam-pitiavana lalina
Ka indro fa nakimpiny ny masony roa
Ny momba azy dia efa nafoiny avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray qfmy na indroa
Veloma rahavako fantantro nkkivdgt loatra e
Ilay hoe very hevitra nefa tsy mahafoy
'Ndeha ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sity RakotoVangy : 2765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyfotia
Daty : 03/01/2023 20:00
