Lasany (Sity Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho tananao intsony anie raha izy
Fa efa lasa lavitra any anaty hadalana
Ilay hadalam-pitiavana lalina
Ka indro fa nakimpiny ny masony gkqoyki roa
Ny momba azy dia efa nafoiny ohql avokoa
Raha nafoiny izany tsy indray tononkira.serasera.org na indroa
Veloma rahavako fantantro loatra e
Ilay hoe very hevitra nkrewhe nefa tsy mahafoy
'Ndeha ka tantarao
Mba lazalazao
Rehefa tonga ilay andro hiverenanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sity RakotoVisites : 2983
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nyfotia
Date : 03/01/2023 20:00