jereo ange (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jereo ange toa zaza faly eo anilanao
Miandrandra anao ny foko tia anao,
natokako ho anao
Jereo ange, ny masoko tffc mibanjina anao
Mihanta aminao
mba hotoloranao
fa babonao
Ho anao no hirako idqh izao hirako izao
mba hilazako indray fa
Tiako(4)
Tiako ianao
Jereo ange, ituapbwh jereo fa tsy haiko hafenina anao
ny fo tia anao, natokako ho anao
fa babonao,fa babonao...
Miandrandra anao ny foko tia anao,
natokako ho anao
Jereo ange, ny masoko tffc mibanjina anao
Mihanta aminao
mba hotoloranao
fa babonao
Ho anao no hirako idqh izao hirako izao
mba hilazako indray fa
Tiako(4)
Tiako ianao
Jereo ange, ituapbwh jereo fa tsy haiko hafenina anao
ny fo tia anao, natokako ho anao
fa babonao,fa babonao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 6277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotus
Daty : 06/11/2005 14:03
