Raiso e ! (Manjaka) (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alahelo ao am-po, aleo aloha hijanona eo
Ny adiady any koa, adinoy aloha ireo
Aza manamafy loha, na ho kivikivy ianao
Iray tononkira.serasera.org ny saina, iray ny fo, aleo tsy hifandao
Ref. : Raiso e , raiso e , ckozsj raiso e
Raha sitrakao.
Koa raha misy xijhzs mampanahy,
Ny adisoanao teny ho eny
Aza manana ahiahy, ka ucbazja fafao aloha ireny
tsy anova sanatria, izay mba fanirinao
Hanamafy ny fitia, ao am-ponao
Ref.: raiso e , raiso e, raiso e
raha sitrakao.
Raiso e ( x 8 ) raha sitrakao.
Ny adiady any koa, adinoy aloha ireo
Aza manamafy loha, na ho kivikivy ianao
Iray tononkira.serasera.org ny saina, iray ny fo, aleo tsy hifandao
Ref. : Raiso e , raiso e , ckozsj raiso e
Raha sitrakao.
Koa raha misy xijhzs mampanahy,
Ny adisoanao teny ho eny
Aza manana ahiahy, ka ucbazja fafao aloha ireny
tsy anova sanatria, izay mba fanirinao
Hanamafy ny fitia, ao am-ponao
Ref.: raiso e , raiso e, raiso e
raha sitrakao.
Raiso e ( x 8 ) raha sitrakao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 6158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/01/2006 20:07
