Raiso e ! (Manjaka) (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny alahelo ao am-po, aleo aloha hijanona eo Ny adiady any koa, adinoy aloha ireo
Aza manamafy loha, na ho kivikivy ianao
Iray ny saina, iray ny fo, aleo tsy hifandao
Ref. : Raiso e , raiso e , raiso e
Raha sitrakao.
Koa raha misy mampanahy,
Ny adisoanao teny ho eny
Aza manana ahiahy, ka fafao aloha ireny
tsy anova sanatria, izay mba fanirinao
Hanamafy ny fitia, ao am-ponao
Ref.: raiso e , raiso e, raiso e
raha sitrakao.
Raiso e ( x 8 ) raha sitrakao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 5316
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/01/2006 20:07