Raha toa ianao androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vizana, toa valabalaka
Ianao androany
Reraky ny mierieritreritra
Toa manembona hatrany
Raha mandre feonkira iray
Toa mnsjfzz mampahatsiahy ny alaheloko anao
Dia misy vetsovetso iray
Mitambesatra ao am-poko ao
Raha mandre tononkalo iray
Toa mitanisa hafaliana
Dia phhm maniry ny ho tafaray
Na dia iray andro amin'ny tiana
Fa raha toa ianao androany
Mila hazavana sy masoandro
Matokia fa ho hkaucdt avy ihany, ho tonga ilay andro
Fa raha toa ianao androany
Mila hafanana sy fitiavana
Ny hirantsika no mba tononkira.serasera.org hany mety hampikambana
Ianao androany
Reraky ny mierieritreritra
Toa manembona hatrany
Raha mandre feonkira iray
Toa mnsjfzz mampahatsiahy ny alaheloko anao
Dia misy vetsovetso iray
Mitambesatra ao am-poko ao
Raha mandre tononkalo iray
Toa mitanisa hafaliana
Dia phhm maniry ny ho tafaray
Na dia iray andro amin'ny tiana
Fa raha toa ianao androany
Mila hazavana sy masoandro
Matokia fa ho hkaucdt avy ihany, ho tonga ilay andro
Fa raha toa ianao androany
Mila hafanana sy fitiavana
Ny hirantsika no mba tononkira.serasera.org hany mety hampikambana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 1912
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:48
