Raha toa ianao androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vizana, toa valabalaka
Ianao androany
Reraky ny mierieritreritra
Toa manembona fruv hatrany
Raha mandre feonkira iray
Toa mampahatsiahy embqreu ny alaheloko anao
Dia misy vetsovetso iray
Mitambesatra ao am-poko ao
Raha mandre tononkalo iray
Toa mitanisa hafaliana
Dia maniry ny ho tafaray
Na dia iray andro amin'ny tiana
Fa ruuo raha toa ianao androany
Mila tononkira.serasera.org hazavana sy masoandro
Matokia fa ho avy ihany, ho tonga ilay andro
Fa raha toa ianao androany
Mila hafanana sy fitiavana
Ny hirantsika no mba hany mety hampikambana
Ianao androany
Reraky ny mierieritreritra
Toa manembona fruv hatrany
Raha mandre feonkira iray
Toa mampahatsiahy embqreu ny alaheloko anao
Dia misy vetsovetso iray
Mitambesatra ao am-poko ao
Raha mandre tononkalo iray
Toa mitanisa hafaliana
Dia maniry ny ho tafaray
Na dia iray andro amin'ny tiana
Fa ruuo raha toa ianao androany
Mila tononkira.serasera.org hazavana sy masoandro
Matokia fa ho avy ihany, ho tonga ilay andro
Fa raha toa ianao androany
Mila hafanana sy fitiavana
Ny hirantsika no mba hany mety hampikambana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 1862
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:48
