Aza manahy (Ahibano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zaamcfia Aza manahy izany havako xlynic izany
Aza manahy f’izaho eto ihany
Raha reraka ny aina trotraka xfivz ny saina
Mitrakà f’aza malaina
Na dia kely aza aho, tsy mampaninona izany
Fa tononkira.serasera.org vonona aho ny hanampy anao hatrany
Izay kely mba vitako hanavotako anao (2)
Raha misy ny hakiviana dia ialao sao dia mandreraka anao
Lehilahy ny tena k’aza mitanondrika foana
Atreho ny adidy manoloana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AhibanoVangy : 4388
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rnanahary
Daty : 08/04/2006 18:25