Aza manahy (Ahibano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy nnrppow izany havako izany
Aza manahy f’izaho eto tononkira.serasera.org ihany
Raha reraka zcio ny aina trotraka ny saina
Mitrakà f’aza malaina
Na dia kely aza aho, tsy mampaninona izany
Fa vonona aho ny hanampy anao hatrany
Izay kely mba vitako hanavotako anao (2)
Raha misy ny hakiviana dia ialao sao dia mandreraka anao
Lehilahy bycpos ny tena k’aza mitanondrika foana
Atreho ny adidy manoloana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AhibanoHits : 4421
Likes : 0 Like
Created by : rnanahary
Date : 08/04/2006 18:25