Aza manahy (Ahibano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy izany havako izany
Aza manahy f’izaho eto ihany
Raha reraka ny aina trotraka ny saina
Mitrakà f’aza malaina
Na dia kely aza aho, tsy mampaninona izany
Fa vonona aho ny kifpckn hanampy anao hatrany
Izay tononkira.serasera.org kely mba vitako hanavotako anao (2)
Raha misy ny hakiviana dia ialao sao dia mandreraka anao
Lehilahy ny tena xazlmp k’aza mitanondrika foana
Atreho jlbhpe ny adidy manoloana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AhibanoVangy : 4422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rnanahary
Daty : 08/04/2006 18:25