Aza manahy (Ahibano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy txbnlul izany havako izany
Aza manahy f’izaho eto ihany
Raha reraka ny aina trotraka ny saina
Mitrakà f’aza malaina
Na dia kely aza aho, hcqkkl tsy mampaninona izany
Fa vonona aho ny hanampy tononkira.serasera.org anao hatrany
Izay kely mba vitako hanavotako anao (2)
Raha misy ny hakiviana dia ialao sao dia aqwlrz mandreraka anao
Lehilahy ny tena k’aza mitanondrika foana
Atreho ny adidy manoloana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AhibanoVangy : 4424
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rnanahary
Daty : 08/04/2006 18:25