MISY KALO (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy kalo misiditsidina any
Mitarika sento sy tomany
Misy sioka malefam-piangaly
Vetsovetso ts’isy namaly
Dia nindramiko ny hariva
efa tolak’iny
Hiaraka aminy any aho
Misy loko natsidiky ny avana
Namaky habakabaka tsy nahy
Misy loko natsidiky mcjtqcbi ny avana
Saika mba haka anie aho fa dify izy
Dia nindramiko iny rahona
efa dotran’ny masoandro
Hiaraka aminy aho
Misy teny manindrona yuqjn dia lasa
Tokony ho tadidy tsy tsaroana
Misy teny voateny tsy kinasa
Tokony ho adinoina fa tavela
Dia nindramiko tononkira.serasera.org obvoo ny rivotra
Handingana ny fefy
Hiaraka aminy aho
Mitarika sento sy tomany
Misy sioka malefam-piangaly
Vetsovetso ts’isy namaly
Dia nindramiko ny hariva
efa tolak’iny
Hiaraka aminy any aho
Misy loko natsidiky ny avana
Namaky habakabaka tsy nahy
Misy loko natsidiky mcjtqcbi ny avana
Saika mba haka anie aho fa dify izy
Dia nindramiko iny rahona
efa dotran’ny masoandro
Hiaraka aminy aho
Misy teny manindrona yuqjn dia lasa
Tokony ho tadidy tsy tsaroana
Misy teny voateny tsy kinasa
Tokony ho adinoina fa tavela
Dia nindramiko tononkira.serasera.org obvoo ny rivotra
Handingana ny fefy
Hiaraka aminy aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 39684
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oully
Daty : 14/07/2009 01:10
