MISY KALO (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy kalo misiditsidina any
Mitarika sento sy tomany
Misy sioka malefam-piangaly
Vetsovetso ts’isy namaly
Dia nindramiko ny hariva
efa tolak’iny
Hiaraka aminy any aho
Misy loko natsidiky ny avana
Namaky habakabaka tsy nahy
Misy loko natsidiky qtwkf ny avana
Saika kewhavh mba haka anie aho fa dify izy
Dia nindramiko iny tononkira.serasera.org rahona
efa dotran’ny masoandro
Hiaraka aminy aho
Misy teny manindrona dia lasa
Tokony ho tadidy tsy tsaroana
Misy teny codwnzko voateny tsy kinasa
Tokony ho adinoina fa tavela
Dia nindramiko ny rivotra
Handingana ny fefy
Hiaraka aminy aho
Mitarika sento sy tomany
Misy sioka malefam-piangaly
Vetsovetso ts’isy namaly
Dia nindramiko ny hariva
efa tolak’iny
Hiaraka aminy any aho
Misy loko natsidiky ny avana
Namaky habakabaka tsy nahy
Misy loko natsidiky qtwkf ny avana
Saika kewhavh mba haka anie aho fa dify izy
Dia nindramiko iny tononkira.serasera.org rahona
efa dotran’ny masoandro
Hiaraka aminy aho
Misy teny manindrona dia lasa
Tokony ho tadidy tsy tsaroana
Misy teny codwnzko voateny tsy kinasa
Tokony ho adinoina fa tavela
Dia nindramiko ny rivotra
Handingana ny fefy
Hiaraka aminy aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TseloninaVisites : 40408
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Oully
Date : 14/07/2009 01:10
