Ladina an-tany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay ladina an-tany
Tsihy dia jiafotsy ary wcvp tononkira.serasera.org koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy vgzoqi nisaraka maina
Ny rxzi tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
Tsihy dia jiafotsy ary wcvp tononkira.serasera.org koa lambaoany
Tsy nahatsiarovana andro maraina
Tsisy nisy vgzoqi nisaraka maina
Ny rxzi tany aza niantso hoe avia
Nitondra hafanana handrovitra tsihy
Satriny aza misy rotsirotsiana
Zarany aza tsisy fandriana
Ny omaly niantso fitia
Ny ampitso handositra arý
Ilay ladina an-tany
Nafoiko sao miantso tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 3162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 18:17
