Setrin'ny fahotana (Allkiniah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
ilay fahotana, mifehy sy mamatotra anao
Dia tsy mba tsapanao ve fa gadra ny etqrrjk fanahinao?
Ilay hasambarana, hasambarana fohy niainanao
No hamatotra-faka takalony fanahinao
Fahafatesana no valim-pahotana
Tsy ho kivy anefa fa miandrandra ilay fandresena
Ny feon’ny anatra , izay feno fitiavana
No hahatonga saina anao
Hampiova ny fo nao
Ilay hery ao ambony ao
Ilay hery tsy hay tohaina
No lpnhf tonga hamonjy anao, avy any alavitra any
Ampy izay, very any ianao
Fotoana izao ovay ny fo nao
Izay natao no hitsarana anao
Ampy izay ireo vita hatrizay
Izao tontolo izao no hahita ilay hazavana
Ho tonga saina ireo hanova fisainana
Ilay hery ao ambony ao
Ilay hery tsy mtsoo hay tohaina
No tonga hamonjy ireo, avy any alavitra any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AllkiniahVangy : 3500
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/02/2015 01:31