Setrin'ny fahotana (Allkiniah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ilay fahotana, mifehy sy mamatotra anao
Dia tsy mba tsapanao ecfyg ve fa gadra ny fanahinao?
Ilay hasambarana, hasambarana fohy niainanao
No hamatotra-faka takalony fanahinao
Fahafatesana no valim-pahotana
Tsy ho kivy fodat anefa fa miandrandra kdfo ilay fandresena
Ny feon’ny anatra , izay feno fitiavana
No hahatonga saina anao
Hampiova ny fo nao
Ilay hery ao ambony ao
Ilay hery tsy hay tohaina
No tonga hamonjy anao, avy any alavitra any
Ampy izay, very any ianao
Fotoana izao ovay ny fo nao
Izay natao no hitsarana anao
Ampy izay ireo vita hatrizay
Izao tontolo izao no hahita ilay hazavana
Ho tonga saina ireo hanova fisainana
Ilay hery ao ambony ao
Ilay hery tsy hay tohaina
No tonga hamonjy ireo, avy tononkira.serasera.org any alavitra any

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AllkiniahHits : 3470
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/02/2015 01:31