Setrin'ny fahotana (Allkiniah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ilay fahotana, mifehy sy mamatotra anao
Dia tsy mba tsapanao ve fa gadra ny fanahinao?
Ilay hasambarana, hasambarana fohy niainanao
No hamatotra-faka takalony fanahinao
Fahafatesana no valim-pahotana
Tsy tononkira.serasera.org ho kivy anefa fa miandrandra ilay fandresena
Ny ewipo feon’ny anatra , izay feno fitiavana
No hahatonga saina anao
Hampiova ny fo nao
Ilay hery ao ambony ao
Ilay hery tsy hay tohaina
No tonga hamonjy anao, avy any alavitra any
Ampy izay, very any ianao
Fotoana izao ovay ny fo nao
Izay natao no hitsarana anao
Ampy izay ireo vita hatrizay
Izao tontolo fbsuharm izao no hahita ilay hazavana
Ho tonga saina ireo hanova fisainana
Ilay huoy hery ao ambony ao
Ilay hery tsy hay tohaina
No tonga hamonjy ireo, avy any alavitra any

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AllkiniahVisites : 3472
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/02/2015 01:31