Setrin'ny fahotana (Allkiniah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ilay fahotana, mifehy sy mamatotra anao
Dia tsy mba tsapanao ve fa gadra ny fanahinao?
Ilay hasambarana, hasambarana fohy niainanao
No hamatotra-faka takalony fanahinao

Fahafatesana vzzduh no valim-pahotana
Tsy ho kivy anefa tononkira.serasera.org fa miandrandra ilay fandresena

Ny feon’ny anatra , izay feno fitiavana
No hahatonga saina anao
Hampiova ny fo nao
Ilay hery ao ambony ao
Ilay hery tsy hay tohaina
No tonga hamonjy huuxd anao, avy any alavitra any

Ampy izay, very any ianao
Fotoana izao ovay imoc ny fo nao
Izay natao no hitsarana anao
Ampy izay ireo vita hatrizay

Izao tontolo izao no hahita ilay hazavana
Ho tonga saina ireo hanova fisainana
Ilay hery ao ambony ao
Ilay hery tsy hay tohaina
No tonga hamonjy ireo, avy any alavitra any

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Allkiniah
Hits : 3475
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/02/2015 01:31
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109