Niserana (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niserana, nandalo ihany
Toy ny tsy teo
Ireny andro mamintsika rehetra etmifghq ireny
Niezaka aho ny hanadino
Vetivety azy, hatrízao aho btxyausc tsy mino
Hoe lasa izy nandao
Nifarana, tanteraka
Maty ilay afo teo
Nitsilopilopy nangatsiaka
Lefy tononkira.serasera.org ilay hafanana, nindaosin'ny ankaso
Resy ilay hazavana
Haizim-pito no nanjaka
Tsy hiverina intsony izy
Fa lasa nandeha
Toa lalan-kafa indray no izorany eo
Izaho navelany eto irery
Nasainy nionona
Mila tsy yhrz ho tanty, mahamay
Nivadika ilay pejy iray
Tsisy ho antenaina intsony
Lasa omban'ny lasa fanadino
Fahatsiarovana feno sary mifangaro
No hany sisa mameno
Ny omaly nandratra
Veloma ihany, tsara tso-drano
Mandra-pihaona indray
Mifarana hatreo aloha ny androany
Tapitra eo ny tantara niarahantsika
Ny ampitso no hitsara izay zava-bita
Toy ny tsy teo
Ireny andro mamintsika rehetra etmifghq ireny
Niezaka aho ny hanadino
Vetivety azy, hatrízao aho btxyausc tsy mino
Hoe lasa izy nandao
Nifarana, tanteraka
Maty ilay afo teo
Nitsilopilopy nangatsiaka
Lefy tononkira.serasera.org ilay hafanana, nindaosin'ny ankaso
Resy ilay hazavana
Haizim-pito no nanjaka
Tsy hiverina intsony izy
Fa lasa nandeha
Toa lalan-kafa indray no izorany eo
Izaho navelany eto irery
Nasainy nionona
Mila tsy yhrz ho tanty, mahamay
Nivadika ilay pejy iray
Tsisy ho antenaina intsony
Lasa omban'ny lasa fanadino
Fahatsiarovana feno sary mifangaro
No hany sisa mameno
Ny omaly nandratra
Veloma ihany, tsara tso-drano
Mandra-pihaona indray
Mifarana hatreo aloha ny androany
Tapitra eo ny tantara niarahantsika
Ny ampitso no hitsara izay zava-bita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnyahVangy : 8266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joelina
Daty : 28/02/2007 09:11
