Aminao (Jen)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nghwzgy Tiko ho tiavinao
izay tiaviko sy izay momba ahy
Tiko ho diavinao
izay diaviko rahatrizay
Ka ny hoavinao
iriko ho feno ahy
Faniriana ihany
Hoe ho maminao ny ho ahy

Ref : zxvdk Fa nahasarika ahy ny tsikinao
Tsy mahita tory aho manantena ny antsika
Dia lasa saina aho mandinika anao
Mahalasa adala ahy ny endrikao mahasariaka
Dia nahasarika ahy ny tononkira.serasera.org masonao
Tsy avy aminao tyioiw fa ny foko manantena
Dia lasa saina aho mandinika anao
Tsy mba fananiko fa ny foko jambena
Ny mombanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jen
Vangy : 1204
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JenJen
Daty : 21/10/2023 11:22
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128