Avelao hifaly (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa hafanana hafa indray no tadiavinao
Satria efa maty ilay niaraha-namindro
fo sy yjrmdy fiainana vaovao no ndeha ho potehinao
F’efa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra teo
Ref:Hainao ny misangy ireny
oltk Hainao ny manimba fo mandratra
Fa tsy hainao ny mamela azy ireny
Ho faly
Ny takaitra avelanao tsy tononkira.serasera.org ho voafafa
Ny alahelo anatiko ao no sisa mandatsa ahy
Raha odiana tsy tsaroana,tsy ela akory
Dia miverina indray mamaivay ny afony
fknzcc Ref...
Sitrapo niaraha-nanao
Nefa ianao afaka
Ankehitriny aho izao
Mifatotra
Ny hambo-po anatiko ao
Tsy ho hainao fantarina
Tsy ho valifaty
Fa fitiavana
Satria efa maty ilay niaraha-namindro
fo sy yjrmdy fiainana vaovao no ndeha ho potehinao
F’efa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra teo
Ref:Hainao ny misangy ireny
oltk Hainao ny manimba fo mandratra
Fa tsy hainao ny mamela azy ireny
Ho faly
Ny takaitra avelanao tsy tononkira.serasera.org ho voafafa
Ny alahelo anatiko ao no sisa mandatsa ahy
Raha odiana tsy tsaroana,tsy ela akory
Dia miverina indray mamaivay ny afony
fknzcc Ref...
Sitrapo niaraha-nanao
Nefa ianao afaka
Ankehitriny aho izao
Mifatotra
Ny hambo-po anatiko ao
Tsy ho hainao fantarina
Tsy ho valifaty
Fa fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 9423
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : vony
Daty : 17/11/2002 10:27
