Avelao hifaly (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa hafanana hafa indray no tadiavinao
Satria efa maty utekfb ilay niaraha-namindro
fo sy fiainana vaovao no ndeha ho potehinao
F’efa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra teo
namhw Ref:Hainao ny misangy ireny
Hainao ny manimba fo mandratra
Fa tsy hainao ny mamela azy ireny
tononkira.serasera.org Ho faly
Ny takaitra avelanao tsy ho voafafa
Ny alahelo anatiko awfee ao no sisa mandatsa ahy
Raha odiana tsy tsaroana,tsy ela akory
Dia miverina indray mamaivay ny afony
Ref...
Sitrapo niaraha-nanao
Nefa ianao afaka
Ankehitriny aho izao
Mifatotra
Ny hambo-po anatiko ao
Tsy ho hainao fantarina
Tsy ho valifaty
Fa fitiavana
Satria efa maty utekfb ilay niaraha-namindro
fo sy fiainana vaovao no ndeha ho potehinao
F’efa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra teo
namhw Ref:Hainao ny misangy ireny
Hainao ny manimba fo mandratra
Fa tsy hainao ny mamela azy ireny
tononkira.serasera.org Ho faly
Ny takaitra avelanao tsy ho voafafa
Ny alahelo anatiko awfee ao no sisa mandatsa ahy
Raha odiana tsy tsaroana,tsy ela akory
Dia miverina indray mamaivay ny afony
Ref...
Sitrapo niaraha-nanao
Nefa ianao afaka
Ankehitriny aho izao
Mifatotra
Ny hambo-po anatiko ao
Tsy ho hainao fantarina
Tsy ho valifaty
Fa fitiavana
--------
Link:
