Avelao hifaly (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa hafanana hafa indray no tadiavinao
Satria efa maty ilay niaraha-namindro
fo sy qfmnrwne fiainana vaovao no ndeha ogwylj ho potehinao
F’efa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra teo
Ref:Hainao ny misangy ireny
Hainao ny manimba fo mandratra
tononkira.serasera.org Fa tsy hainao ny mamela azy ireny
Ho faly
Ny takaitra avelanao tsy ho voafafa
Ny alahelo anatiko ao no sisa mandatsa ahy
Raha odiana tsy tsaroana,tsy ela akory
Dia miverina indray mamaivay ny afony
Ref...
Sitrapo niaraha-nanao
Nefa ianao afaka
Ankehitriny mkwlvgq aho izao
Mifatotra
Ny hambo-po anatiko ao
Tsy ho hainao fantarina
Tsy ho valifaty
Fa fitiavana

--------
Link: