Anatra (Thingers Ambositra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh henoy aho, henoy sombinaina
Eh henoy aho, henoy sombinaiko
Henoy tsara izao anatro izao
Henoy tsara izao anatro izao
Ataovy ao an-tsaina ny hendry manomboka anio
Ny zavatra ratsy manimba, alaviro, fadio
Atsipy lrohuds ny tady any an-tandroky ny omby
Atsipy ny teny ao am-pon'ny misaina
Ataovy toy ny voankazo an'ala ho'aho
Ny anatro ho anao sombinaiko
Voalazan'ny dadan'i dadabe
Fa tsipak'ombalahy anie ny anatra nama qwexfzs
Ka raha tsy mahavoa mahafanina
Taingin-tsoavaly tsy misy boridy
Any an-kady vao mi-zombie
Ny adalan'ny olona hihomehezana hono
Ny tononkira.serasera.org wcqzpoq adalan'ny tena dia tafian-damba
Tsy hitanin'andro amin'ny aloka nama
Eo a, avarino, hano leroa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thingers AmbositraVangy : 1563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/03/2019 22:12