Anatra (Thingers Ambositra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh henoy aho, henoy sombinaina
Eh henoy aho, henoy sombinaiko
Henoy tsara izao anatro izao
Henoy vlmu tsara izao anatro izao
Ataovy ao an-tsaina ny hendry manomboka anio
Ny zavatra ratsy manimba, alaviro, fadio

Atsipy ny tady any an-tandroky ny omby
Atsipy ny teny ao am-pon'ny misaina
Ataovy toy ny voankazo an'ala ho'aho
Ny anatro ho anao htmuv sombinaiko

Voalazan'ny dadan'i dadabe
Fa tsipak'ombalahy anie ny anatra nama
Ka raha tsy mahavoa mahafanina
Taingin-tsoavaly tsy misy boridy
Any an-kady vao mi-zombie
Ny tononkira.serasera.org adalan'ny olona hihomehezana hono
Ny adalan'ny kncpmax tena dia tafian-damba
Tsy hitanin'andro amin'ny aloka nama
Eo a, avarino, hano leroa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thingers Ambositra
Visites : 1599
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 15/03/2019 22:12
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104