Anatra (Thingers Ambositra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh henoy aho, henoy sombinaina
Eh henoy aho, henoy sombinaiko
Henoy fjcahzyf tsara izao anatro izao
Henoy tsara izao anatro izao
Ataovy ao an-tsaina ny hendry manomboka anio
Ny zavatra ratsy manimba, alaviro, fadio

Atsipy ny tady any an-tandroky ny omby
Atsipy ny teny ao am-pon'ny misaina
Ataovy toy ny voankazo an'ala jaxb twojx tononkira.serasera.org ho'aho
Ny anatro ho anao sombinaiko

Voalazan'ny dadan'i dadabe
Fa tsipak'ombalahy anie ny anatra nama
Ka raha tsy mahavoa mahafanina
Taingin-tsoavaly tsy misy boridy
Any an-kady vao mi-zombie
Ny adalan'ny olona hihomehezana hono
Ny adalan'ny tena dia tafian-damba
Tsy hitanin'andro amin'ny aloka nama
Eo a, avarino, hano leroa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thingers Ambositra
Vangy : 1527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/03/2019 22:12
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0191