Anatra (Thingers Ambositra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh henoy aho, henoy sombinaina
Eh henoy aho, henoy sombinaiko
Henoy puyonmfe tsara izao anatro izao
Henoy tsara izao anatro izao
Ataovy ao an-tsaina ivjmryy ny hendry manomboka anio
Ny zavatra ratsy manimba, alaviro, fadio
Atsipy ny tady any an-tandroky ny omby
Atsipy ny teny zqktlsra ao am-pon'ny misaina
Ataovy toy ny voankazo an'ala ho'aho
Ny anatro ho anao sombinaiko
Voalazan'ny dadan'i dadabe
Fa tsipak'ombalahy anie ny anatra nama
Ka raha tsy mahavoa mahafanina
Taingin-tsoavaly tsy misy boridy
Any an-kady vao mi-zombie
Ny adalan'ny olona hihomehezana hono
Ny adalan'ny tena dia tafian-damba
Tsy tononkira.serasera.org hitanin'andro amin'ny aloka nama
Eo a, avarino, hano leroa
Eh henoy aho, henoy sombinaiko
Henoy puyonmfe tsara izao anatro izao
Henoy tsara izao anatro izao
Ataovy ao an-tsaina ivjmryy ny hendry manomboka anio
Ny zavatra ratsy manimba, alaviro, fadio
Atsipy ny tady any an-tandroky ny omby
Atsipy ny teny zqktlsra ao am-pon'ny misaina
Ataovy toy ny voankazo an'ala ho'aho
Ny anatro ho anao sombinaiko
Voalazan'ny dadan'i dadabe
Fa tsipak'ombalahy anie ny anatra nama
Ka raha tsy mahavoa mahafanina
Taingin-tsoavaly tsy misy boridy
Any an-kady vao mi-zombie
Ny adalan'ny olona hihomehezana hono
Ny adalan'ny tena dia tafian-damba
Tsy tononkira.serasera.org hitanin'andro amin'ny aloka nama
Eo a, avarino, hano leroa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thingers AmbositraHits : 1526
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 15/03/2019 22:12
