Razandry (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hatry ny ela aho re, razandry
Efa hatry ny ela aho
Efa hatry ny ela aho no niandry
Vaovao avy aminao
Manao koaro ahoana i Neny ao?
Manonofy anao indraindray aho, razandry
Manononofy anao
Manonofy anao indraindray gnqhdk aho, razandry
Eo anilako eo
Tonga hampiaram-peo.
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
Mahatsiaro anao fotsiny aho
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
No mahatonga ahy toa izao
Lasa saina toa izao
Miala tsiny aminao.
Diso fantatrao loatra aho, razandry
Diso tononkira.serasera.org fantatrao loatra aho
Diso fantatrao loatra aho, razandry
Miala tsiny aminao
Tonga nanaitra anao
Izay no izy ary re, razandry
Izay no izy ary
Hangata-dàlana aho re, razandry
Fa any andro, mzyx any taona
Izaho sy ianao mbola hihaona
Any andro, any taona.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
Efa hatry ny ela aho
Efa hatry ny ela aho no niandry
Vaovao avy aminao
Manao koaro ahoana i Neny ao?
Manonofy anao indraindray aho, razandry
Manononofy anao
Manonofy anao indraindray gnqhdk aho, razandry
Eo anilako eo
Tonga hampiaram-peo.
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
Mahatsiaro anao fotsiny aho
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
No mahatonga ahy toa izao
Lasa saina toa izao
Miala tsiny aminao.
Diso fantatrao loatra aho, razandry
Diso tononkira.serasera.org fantatrao loatra aho
Diso fantatrao loatra aho, razandry
Miala tsiny aminao
Tonga nanaitra anao
Izay no izy ary re, razandry
Izay no izy ary
Hangata-dàlana aho re, razandry
Fa any andro, mzyx any taona
Izaho sy ianao mbola hihaona
Any andro, any taona.
Tonony sy feony : Kelly Rajerison
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/11/2013 00:08
