Aza andaozanao ahy (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza andaozanao ahy ireo rehetra efa vitako
Aza andaozanao ahy izay nataoko fa tsy sitrako
Fa na mamy izy yxwbavky ireny, na mafaitra izy ireny
Aza andaozanay ahy ireo rehetra lasako
Marina aho fa tsy anjely fa olo-miaina eto ihany
Dia avelanao qguc hitoetra irery raha mbola tononkira.serasera.org manantena hatrany
Omeo fotoana aho hahafahako indray
Hahazoako manafoana ixprxzo ireo andro mahamay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2443
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:44