Dia aza manahy (Hobby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa ny ampitso hanahy ny Azy
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa Andriamanitra anie Izy homba Anao

Dia aza manahy! F'izy homba Anao!
F'Andriamanitra anie! F'izy homba Anao!

1- Rehefa tonga ny alina, tsy mahita tory
  scyne   Mandinika ireo lasa wypez xzhrpsx nahafaly nampahory
    Aoka ny lasa homba ny lasa
    Ny omaly koa anie tsy hiverina

F'Andriamanitra izy hiady ho anao, fa ianao kosa tononkira.serasera.org hangina
F'Andriamanitra izy hitahy Anao, aoka ho ravoravo ny fonao

Refrain:
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa ny ampitso hanahy ny Azy
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa Andriamanitra anie Izy homba Anao

Dia aza manahy! F'izy homba Anao!
F'Andriamanitra anie! F'izy homba Anao!

2- Rehefa tonga ny maraina
    Lasa ny ambiroa
    Fa ny ho avy indray no toa mampiasa loha
    Ny ampitso mbola ankamantatra
    Fa ankinina amin'Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hobby
Vangy : 1478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 17/12/2023 10:07
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0211