Dia aza manahy (Hobby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa ny ampitso hanahy ny Azy
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa Andriamanitra anie Izy homba Anao

Dia aza manahy! F'izy homba Anao!
F'Andriamanitra anie! F'izy homba Anao!

1- Rehefa tonga ny alina, tsy mahita tory
    Mandinika ireo lasa nahafaly nampahory
    Aoka ny lasa homba ny lasa
    Ny omaly koa anie tsy hiverina

F'Andriamanitra izy hiady ho anao, fa ianao kosa hangina
F'Andriamanitra izy hitahy Anao, aoka ho ravoravo ny fonao

Refrain:
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa ny ampitso hanahy ny Azy
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa Andriamanitra anie Izy homba Anao

Dia aza manahy! F'izy homba Anao!
F'Andriamanitra anie! F'izy homba Anao!

2- Rehefa tonga ny maraina
    Lasa ny ambiroa
    Fa ny ho avy indray no toa mampiasa loha
    Ny ampitso mbola ankamantatra
    Fa ankinina amin'Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hobby
Hits : 832
Likes : 0 Like
Created by : hagamamytahiana2023
Date : 17/12/2023 10:07
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132