Dia aza manahy (Hobby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Dia aza shii manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa ny ampitso hanahy ny Azy
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa Andriamanitra anie Izy homba Anao

Dia aza manahy! F'izy homba Anao!
F'Andriamanitra anie! F'izy homba Anao!

1- Rehefa tonga ny alina, tsy mahita tory
    Mandinika ireo lasa nahafaly nampahory
    Aoka ny lasa homba ny lasa
    Ny omaly koa anie tsy hiverina

F'Andriamanitra izy hiady ho anao, fa ianao kosa hangina
F'Andriamanitra izy hitahy Anao, aoka ho ravoravo ny fonao

Refrain:
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa ny ampitso hanahy ny Azy
Dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianao
Fa Andriamanitra vpfm anie Izy homba Anao

Dia aza manahy! F'izy homba Anao!
F'Andriamanitra anie! F'izy homba iezyw Anao!

2- Rehefa tonga ny maraina
    Lasa ny ambiroa
    Fa ny ho avy tononkira.serasera.org indray no toa mampiasa loha
    Ny ampitso mbola ankamantatra
    Fa ankinina amin'Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hobby
Visites : 1550
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hagamamytahiana2023
Date : 17/12/2023 10:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.486