Hobby

Nampiditra hagamamytahiana2023
17/12/2023 10:04
Hiran'i Hobby 1 Jereo eto
Vangy : 807
Mpankafy : 0 Ankafizo
Hoby Sedera ANDRIANOMENJANAHARY no tena anarany
Mpanakanto tao anatin'ny antoko mpihira FEFI (FPVM Taninanandrano Ampandrana) ary ny taona 2021 no namoaka ny hira voalohany "Ilay tian'ny fanahiko" izay niarahana tamin'i Sarobidy (Pazzapa) ary ankehitriny dia 4 no hira efa nivoaka ka efa manomana ny "album" voalohany izy amin'izao

Hevitra momba an'i Hobby

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Hobby (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0107