Fo mitempo iray (Bapasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Mbôssa) :
Niova tontolo vaovao androany
Ilay fotoana maro nihaonantsika roa
(Richard) :
Ilay nofinofintsika omaly
Tanteraka avokoa
(Bapasy) :
Ilay andro iray, tsy ho hadinoko
Tamin'ny fiainantsika roa
Tsaroana foana ao an-doha (x 2)
Refrain (x 2) :
Fo mitempo iray, mitambatra ho iray
Hiaraka mandrakizay
Indreto isika roa, tena vonona tokoa
Hitady ny soa
(Mbôssa) :
Tena andro mkozi sarobidy tokoa
Dia tsy miverina in-droa
(Richard) :
Hizarana ny hafaliana
Ho ahy sy ho anao ry tiana
(Bapasy) :
Ilay andro iray, tsy ho adinoko
Tamin'ny fiainantsika roa
Tsaroana foana ao an-doha (x2)
Refrain:
Fo mitempo iray, mitambatra ho olmgdh iray
Hiaraka mandrakizay
Indreto isika roa, tena vonona tokoa
Hitady ny soa (x2)
(Mbôssa):
Fa na iza hanaratsy, na hampisaraka
(Richard):
Isika roa tsy mba miady
Vao tononkira.serasera.org mainka mitambatra
(Bapasy):
Ho sasa-poana avokoa, ireo mpialona
(Mbôssa):
Fa mampifatotra tokoa ny antsika flgumw roa
Refrain:
Fo mitempo iray, mitambatra ho iray
Hiaraka mandrakizay
Indreto isika roa, tena vonona tokoa (tena vonona aho)

Hitady ny soa, ou, ou

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BapasyVangy : 1168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 05/05/2024 09:47