HIRA (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
     bzslyqa      HIRA
’Zay rehetra hirahira nohiraiko, samy manana tantara
Ary tononkira.serasera.org matoa izy no hiraiko misy zavatra mba tiako ambara
Tao ny fahoriana mafy mila tsy ho zakako lanjaina intsony
Nefa nohiraiko koa ny felam-pahahana vao namony
  Hira ô vggny hira fijtdh kiakan’izay nohosena
  Hira ô hira mety ho hobim-pandresena
  Hira ô hira novoinona fa tsy maty
  Fa mikoriana ao anaty

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 20843
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ARO ANDRIARIMALALA
Daty : 05/01/2002 19:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0265