Tsy misy ny toa anao (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanaraka anao rô zanahary no tiako ô
Ho salama vatana tsy harary tvakgeg ny tenako
Ny voady nataoko taminao rô zanahary
Ho Hendry tsy haditra anilanao hatrany hatrany e!
Na hofaly aho na tomany
Zaho tsy hiala aminao izany
Fa Andriamanitra hitokiako e!
Sady tiako no hifaliako e!
O tsy misy ny toa anao rô zanahary e!
Ianao lay tokona eto an-tany mbola hafa ihany dvngfqke mbola hafa ihany
Oiah!ooie!oiah!oieh!
Hisaorako anao rô zanahary ny fiainako ô
Tena hitako ô!fa tsy misy ny toa anao
Andriamanitra mahavonjy nanao izao rehetra izao
Tena tsapako ô!lay fahasoavana avy aminao
Feno fifaliana feno fiadanana miaraka aminao eh!
sdgz tononkira.serasera.org A/C:MAMY ANDRIA(2007)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barry'sVangy : 2763
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 13:00