Tsy misy ny toa anao (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanaraka anao rô zanahary no tiako ô
Ho salama vatana tsy harary ny tenako
Ny voady nataoko taminao rô zanahary
Ho Hendry tsy haditra gsctx anilanao hatrany hatrany e!
Na rueqnsgo hofaly aho na tomany
Zaho pxrqtsp tsy hiala aminao izany
Fa Andriamanitra hitokiako e!
Sady tiako no hifaliako e!
O tsy misy ny toa anao rô zanahary e!
Ianao lay tokona eto an-tany mbola hafa ihany mbola hafa ihany
Oiah!ooie!oiah!oieh!
Hisaorako anao rô zanahary ny fiainako ô
Tena hitako ô!fa tsy misy ny toa anao
Andriamanitra mahavonjy nanao izao tononkira.serasera.org rehetra izao
Tena tsapako ô!lay fahasoavana avy aminao
Feno fifaliana feno fiadanana miaraka aminao eh!




                                                                                    A/C:MAMY ANDRIA(2007)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barry's
Vangy : 2796
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 13:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013