Miandry anao (Anyah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro manirery ka tsy hita izay hatao
Ny saiko toa very dzjuicai manjary lasanao
Dia lasa ny fisainana tsy voatana intsony
Mangidy ny fiainana rehefa tsy eo ianao

Dia teo vao tsapako tokoa fa tena tiako ianao
Toy mila hivoaka izany fo raha vao mahita anao
Dia lasa ny fisainana tsy voatana intsony
Rahoviana no hihaonana fa malahelo anao

Miandry anao, izaho mbola tia anao
Miandry anao, miandry anao
Miandry anao, rahoviana ity anjara
Miandry anao, efa ela loatra izay
Miandry anao, efa ampy angamba izay
Miandry cirtsbrb anao, miandry anao

Mino fa mbola hiverina ianao indray andro any
Hiaraka indray hanohy 'zay tsy vita tononkira.serasera.org tany aloha tany
Miverena fa miandry anao eto nuwztm foana aho
Fa raha toa ka tsy hiverina intsony ianao
Miandry aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anyah
Vangy : 3628
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/03/2015 14:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127