Miandry anao (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro manirery ka tsy hita izay hatao
Ny saiko toa very manjary lasanao
Dia lasa ny fisainana tsy voatana intsony
Mangidy ny fiainana rehefa tsy eo ianao
Dia teo vao tsapako tokoa fa tena tiako ianao
Toy mila hivoaka izany fo frtmi raha vao mahita anao
Dia lasa ny fisainana tsy voatana intsony
Rahoviana no hihaonana fa malahelo anao
Miandry anao, izaho mbola tia anao
Miandry fvugvuy anao, miandry anao
Miandry anao, rahoviana ity anjara
Miandry anao, efa ela loatra izay
Miandry anao, efa ampy angamba izay
Miandry anao, miandry anao
Mino fa mbola hiverina ianao indray andro any
Hiaraka indray hanohy 'zay tononkira.serasera.org tsy vita tany aloha tany
Miverena fa miandry anao eto xwvuvm foana aho
Fa raha toa ka tsy hiverina intsony ianao
Miandry aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AnyahVisites : 3771
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 25/03/2015 14:36