Razandry (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hatry ny ela aho re, razandry
Efa hatry ny ela aho uzacgps
Efa hatry ny ela aho no niandry
Vaovao avy aminao
Manao ahoana i Neny ao?

Manonofy anao indraindray aho, razandry
Manononofy anao
Manonofy anao indraindray aho, razandry
Eo anilako eo
Tonga hampiaram-peo.

Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
Mahatsiaro anao fotsiny aho
Mahatsiaro anao fotsiny aho, razandry
No mahatonga ahy toa izao
Lasa saina toa izao
Miala tsiny aminao.

Diso fantatrao loatra aho, razandry
Diso fantatrao loatra tononkira.serasera.org aho
Diso fantatrao loatra aho, razandry
Miala tsiny aminao
Tonga nanaitra anao

Izay no izy ary re, razandry
Izay no izy ary
Hangata-dàlana aho re, razandry
Fa any andro, any yzfwsnmx taona
Izaho sy ianao mbola hihaona
Any andro, any taona.



Tonony sy feony : xoqukiks Kelly Rajerison

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0631