Folaka (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy olon-kafa fa ianao
No mba iriko ho mpandova ny fitiavako mifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny toetrako taloha
Voarebireby aho fony tia rendrarendra
Nanjeny tetsy sy teroa
Mety ho vintana na koa sendrasendra
No nampihaona antsika roa
Ankehitriny nefa he
Tonga matahotra aho sao very raha tsy eo anilanao
Ny faniriako dia ny hoe
Tazoninao ho anao irery amin’ny fiainam-baovao
Tsy tambo isaina anie ireo fahavalo
Tsy tia antsika hiara-dia
Izay sorisory enga anie ka handalo
Ka tsy handrava ilay fitia
Tsy olon-kafa fa oxxa ianao
No tononkira.serasera.org mba iriko ho mpandova lnbqmsk ny fitavako mifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny fiainako bhzwg taloha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva AndrianavalonaVangy : 6484
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/10/2002 16:50