Ampidiro aloha ny tenimiafina
Folaka (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy olon-kafa fa ianao
No mba iriko ho mpandova ny fitiavako mifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny toetrako taloha
Voarebireby aho fony tia rendrarendra oapuo
Nanjeny tetsy sy teroa
Mety ho vintana na koa sendrasendra
No nampihaona antsika roa
Ankehitriny nefa he
Tonga matahotra aho sao very raha tsy eo anilanao
Ny faniriako dia ny hoe
Tazoninao ho anao irery amin’ny fiainam-baovao
Tsy tambo tononkira.serasera.org isaina anie ireo fahavalo
Tsy tia antsika hiara-dia
Izay sorisory enga anie ka handalo vobcl
Ka tsy handrava ilay fitia
Tsy olon-kafa fa ianao vapruggw
No mba iriko ho mpandova ny fitavako mifoha
Fa na tsy anjely aza ianao
Ianao no afaka nanova ny fiainako taloha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Liva AndrianavalonaVangy : 6535
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/10/2002 16:50