Soratako ianao valin'ny aingam-panahy (MSD)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratako ianao valin’ny aingam-panahy
Soratako ianao satria tiako
Tiako fa nahoana ? Aleo ho tsiambara-roa
Ity saiko te-hanoratra fa loyfi ny tanako miraikitra
Ny fanahiko mirenireny maika hanantanteraka ireny
Soratra manokatra làlana, mitondra fahalalana
Hoan’izay tsy tamàna…
Masosotay ianao, soratako
Malahelo ianao, ukqhfdip soratako
Tezitra ianao, soratako
Faly ianao, asa-tanako…
Soratako ianao, valin’ny iktca aingam-panahy,
Soratako ianao, tononkira.serasera.org valin’ny aingam-panahy…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MSDVangy : 2181
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/11/2016 09:03