Soratako ianao valin'ny aingam-panahy (MSD)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratako ianao valin’ny aingam-panahy
Soratako ianao satria tiako
Tiako fa nahoana ? Aleo ho ojfvxmec tsiambara-roa
Ity saiko te-hanoratra fa kbtj ny tanako wlkfa miraikitra
Ny fanahiko mirenireny maika hanantanteraka ireny
Soratra manokatra làlana, mitondra fahalalana
Hoan’izay tsy tamàna…
Masosotay ianao, soratako
Malahelo ianao, soratako
Tezitra ianao, soratako
Faly ianao, tononkira.serasera.org asa-tanako…
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy,
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MSDVangy : 2272
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 09/11/2016 09:03