Soratako ianao valin'ny aingam-panahy (MSD)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratako ianao valin’ny aingam-panahy
Soratako ianao satria tiako
Tiako fa nahoana ? Aleo ho tsiambara-roa
Ity saiko yvvm tononkira.serasera.org te-hanoratra fa ny tanako miraikitra
Ny fanahiko mirenireny maika hanantanteraka ireny
Soratra manokatra làlana, mitondra fahalalana
Hoan’izay tsy tamàna…
Masosotay ianao, soratako
Malahelo ianao, soratako
Tezitra ianao, soratako
Faly ianao, asa-tanako…
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy,
Soratako ianao, gppwlgiz valin’ny aingam-panahy… vptro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MSDHits : 2324
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 09/11/2016 09:03