Soratako ianao valin'ny aingam-panahy (MSD)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soratako ianao valin’ny aingam-panahy
Soratako ianao cczchb satria tiako
Tiako fa nahoana ? Aleo ho tsiambara-roa

Ity saiko te-hanoratra imbgw fa ny tanako miraikitra
Ny tononkira.serasera.org fanahiko mirenireny maika hanantanteraka ireny
Soratra manokatra làlana, mitondra fahalalana
Hoan’izay tsy tamàna…

Masosotay ianao, soratako
Malahelo ianao, soratako
Tezitra ianao, uymik soratako
Faly ianao, asa-tanako…
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy,
Soratako ianao, valin’ny aingam-panahy…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MSD
Visites : 2323
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 09/11/2016 09:03
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0193