Toaka tapany (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sakaizako tokoa ialahy
amin'ny fo madio
hividiano toaka tapany aho
himamoako anio
Dia aza asain' ialahy tononkira.serasera.org miresaka aho
fa tsy tantiko
efa gsth mila toa hitresaka
ny ato anatiko
Dia vonoy f’aza arehitra
ireo jiro ireo
aza asian’ialahy ady hevitra
fa avelao eo
Dia mandehana koa ialahy mandeha
f’andrao bediko eo
raha sendra ren' ialahy
ny redirediko
Dia akatony mora
io varavarana io
ndrao misy manakora
fa mamo aho anio
aminy io toaka sgop io
Tsy maintsy afeniko an’ialahy
fa tena adalana ny ahy
na zandrikely tia ahy ehuswnp sy tsy foiko aza
tsy afaka aho hilaza
Dia nahoana hoy ianao mantsy ahy
no hisotro ianao
sao dia mba manimba tena lahy
fa tsy fomba izao
Tsy afaka milaza marina aho
izay antony
fa rehefa tsy hividy ialahy
tsy misy antony
Manam-bady aman-janaka aho
sady tiako ireo
tsy mba mahatsiaro lanaka aho
miasa ho an’ireo
saingy angamba totoim-bitana aho
ka miavaka
te hanakatra ny kintana aho ho firavaka
Rehefa laniko io dia
Rehefa mamo aho dia
Rehefa katry aho dia
angamba adino hatreo
ity nofy ratsiko
amin'ny fo madio
hividiano toaka tapany aho
himamoako anio
Dia aza asain' ialahy tononkira.serasera.org miresaka aho
fa tsy tantiko
efa gsth mila toa hitresaka
ny ato anatiko
Dia vonoy f’aza arehitra
ireo jiro ireo
aza asian’ialahy ady hevitra
fa avelao eo
Dia mandehana koa ialahy mandeha
f’andrao bediko eo
raha sendra ren' ialahy
ny redirediko
Dia akatony mora
io varavarana io
ndrao misy manakora
fa mamo aho anio
aminy io toaka sgop io
Tsy maintsy afeniko an’ialahy
fa tena adalana ny ahy
na zandrikely tia ahy ehuswnp sy tsy foiko aza
tsy afaka aho hilaza
Dia nahoana hoy ianao mantsy ahy
no hisotro ianao
sao dia mba manimba tena lahy
fa tsy fomba izao
Tsy afaka milaza marina aho
izay antony
fa rehefa tsy hividy ialahy
tsy misy antony
Manam-bady aman-janaka aho
sady tiako ireo
tsy mba mahatsiaro lanaka aho
miasa ho an’ireo
saingy angamba totoim-bitana aho
ka miavaka
te hanakatra ny kintana aho ho firavaka
Rehefa laniko io dia
Rehefa mamo aho dia
Rehefa katry aho dia
angamba adino hatreo
ity nofy ratsiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 16308
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsiory
Daty : 10/02/2002 21:29
