Tahio ny Nosinay (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Tahio ny Nosinay

1- Mba tahionao Jesosy ô! Ity Nosinay
Fa mijaly mafy mampahonena re!
Mitalaho sy miandrandra ny famonjena avy Aminao
Mba arovinao zahay ry Tompo ô!

(Refrain)
Vonjeonao ry Jesosy ô! Ity Tanindrazanay
Mba vonjeo fa mila tsy ho zakanay ny onjam-piainana ety
Ianao no antenaina mba ho mpanafaka anay
Mba kasiho ny tananao ty Nosinay

2- Mba henoy kkab ny fivavakay ry ckfz Jesosy ô!
Fa miandrandra ny etyrvk tononkira.serasera.org indrafonao izahay
Mba omeo fandriampahalemana ka hiaina sambatra
'Zany indrindra no faniriko ry Jeso!

(Refrain)......

A/C : Hasiniaina Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0146